Accueil Politique Antenimiera : hiatrika fivoriana ara-potoana manomboka rahampitso

Antenimiera : hiatrika fivoriana ara-potoana manomboka rahampitso

0
Antenimiera : hiatrika fivoriana ara-potoana manomboka rahampitso

Hanomboka rahampitso Talata ary haharitra 60 andro ny fotoam-pivoriana ara-potoana hatrehin’ireo Antenimiera roa tonta. Ankoatra ny fandinihana ny tolo-dalàna maro samihafa, isany teboka lehibe ao anatin’ity fivoriana ity ihany koa ny ny fandinihana ny LFI na ny Lois de Finance Initiale ho an’ny taona 2022. Hafampana ny adi-hevitra eo amin’ireo Solombavambahoaka eny anivon’ny Antenimierampirenena.