Antenimierampirenena : efitrano babangoana

0

Efitrano babangoana no novantanin’ny mpanao gazety teny Tsimbazaza omaly maraina. Raha ny fandaharam-potoana efa nolaniana tamin’ny herinandro lasa anefa dia ny volavolan-dalàna laharana 004/2017 mikasika ny fanitsiana natao tamin’ny fifanekena momba ny fifanakalozana ara-barotra iraisam-pirenena.