Accueil Politique Antenimierampirenena : hiatrika fivoriana tsy ara-potoana manomboka ny alarobia izao

Antenimierampirenena : hiatrika fivoriana tsy ara-potoana manomboka ny alarobia izao

0
Antenimierampirenena : hiatrika fivoriana tsy ara-potoana manomboka ny alarobia izao

Hiatrika fivoriana tsy ara-potoana manomboka ny Alarobia ho avy izao ireo solombavambahoaka eny Tsimbazaza. Ankoatra ny fitondrana ny politikampanjakana ankapobeny, isany lahadinika hodinihana ny momba ny rijantenin-dalàna mifehy ny fifidianana solombavambahoaka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici