Antenimierampirenena – MAHTP

0

Lany teo anivon’ny Antenimierampirenena teny amin’ny lapan’ny Tsimbazaza nandritra ny fivoriana azon’ny be sy ny maro natrehina androany ny volavolan-dalàna hamatsiam-bola ny fanamboarana ny Tetezan’i Mangoky. Mitotaly 64.28 Tapitrisa dolara na 241 Lavitrisa Ariary ny vola hanatanterahana ny fanamboarana izay hitera-bokatsoa maro ho an’ny Vahoaka.