Antenimierampirenena : Notsipahin’ny governemanta ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

0

Notsipahan’ny Praiminisitra filohan’ny governemanta ny tolo-dalàna laharana faha-002 – 2017 hanomezana fahaleovantena tanteraka  ny CENI ho fanitsiana ny lalàna laharana 2015 – 020 tamin’ny faha-19 octobre 2015 mikasika ny CENI.