Accueil Politique Antenimierampirenena : tapitra androany ny fotoam-piasan’ireo solombavambahoaka

Antenimierampirenena : tapitra androany ny fotoam-piasan’ireo solombavambahoaka

0
Antenimierampirenena : tapitra androany ny fotoam-piasan’ireo solombavambahoaka

Tapitra androany ny fivoriana tsy ara-potoana natrehin’ireo solombavambahoaka teny aniuvon’ny Antenimierampirenena. Fotoana ihany koa ahataperan’ny fotoam-piasan’izy ireo nandritra izay dimly taona. Maro ny zava-nitranga nandritra izay dimy taona izay indrindra fa ny fandaniana ireo lalàna maro samihafa sy ny fiatrehana ireo toe-javatra nafampana nisy teto amin’ny firenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici