Accueil Politique Antenimierandoholona : manomboka androany ny fivoriana tsy ara-potoana

Antenimierandoholona : manomboka androany ny fivoriana tsy ara-potoana

0
Antenimierandoholona : manomboka androany ny  fivoriana tsy ara-potoana

Nosokafana tamin’ny fomba officialy androany  teny amin’ny lapan’Anosikely ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany ny Antenimierandoholona amin’ity toana 2021 ity. Lahadinika 4 lehibe nampiantsoan’ny Governemanta no hibahana mandritra ny fivoriana. Ankilany, olona mendrika hoy ny Filohan’ny Antenimierandoholona no  handrafitra ny Fitsarana Avo momba ny Lalàm-panorenena ary tsy hijerena loko politika.