Antenimierandoholona : nahemotra ny fandaniana ny lalàna mifehy ny mpanohitra

0

Nahemotra ny fandaniana ny lalàna mifehy ny mpanohitra izay naroso nodinihina sy nolaniana teny amin’ny Antenimerandoholona androany. Miandry ny fivoriana tsy ara-potoana manaraka na miandry ny fivoriana ara-potoana ny volana oktobra ho avy izao araka izany ny fandaniana io lalàna io eny amin’ny Antenimierandoholona.