Antenimierandoholona : samy manana ny filazany manoloana ny karama sy ny tombotsoa.

0

Samy manana ny filazany na ny mpikambana na ny filohan’ny Antenimierandoholona manoloana ny Avantages sy ny Indemnités ary ny accessoires homena azy ireo. Tsy nisy fiovana firy hoy ny loholona KOLO Roger. Tsy mbola fantatro izany, hoy kosa ny filohan’ny Antenimerandoholona raha nanontaniana momba izany omaly.