Antoko Maitso

0

Tahak’ireo fikambanana sy antoko maro samihafa efa manohana ny kandida Andry RAJOELINA, nanambara am-pahibemaso ny hanohana azy ihany koa ny antoko Maitso izay tarihin’ Andriamatoa Georget Alexandre ny Zoma faha-24 aogositra maraina teo, ny vina IEM izay hoetin’ny Andry RAJOELINA amin’ny ankapobeny no naharesy lahatra azy ireo hanohana azy.