Antoko Malagasy Miara Mainga : notanterahina omaly ny fihaonambem-paritra tao Amoron’i Mania

0

Samy voasolotena avokoa ireo mpikambana tamin’ny kaominina miisa 64 ao amin’ny distrika 4 Faritra Amoron’i Mania nandritran’ny fihaonambem-paritra ny antoko Malagasy Miara Miainga notanterahina tao Ambositra omaly Zoma faha- 27 jolay.