Antoko Malagasy Miara-Miainga : mitaky ny fampiharana ny didy navoakan’ny HCC ny 25 may lasa teo

0

Manohy hatrany ny fitakiana ny hampiarana ny didy navoakan’ny HCC ny 25 Mai lasa teo ny Antoko Malagasy Miara miainga. Tsy mitombona ny filazana fa nisy ny fifanarahana ara-politika raha ny fanazavan’ny Filohan’ny MMM. Mitaky arak’izany izy ireo ny hanatanterahana izany tsy misy hatak’andro, ho fanajàna ny lalàna velona eto amin’ny firenena.