Accueil Politique Antoko Malagasy Miara-Miainga : namita ny adidiny amin’ny fanentanana ny olompirenena

Antoko Malagasy Miara-Miainga : namita ny adidiny amin’ny fanentanana ny olompirenena

0
Antoko Malagasy Miara-Miainga : namita ny adidiny amin’ny fanentanana ny olompirenena

Nidina ifotony teny anivon’ny fokontany, nanentanana ny olona hanamarina ny anarany sy hanoratra ny anarany ao anaty lisi-pifidianana amin’izao ankatokin’ny fanavaozana ny lisi-pifidianana izao ny mpikambana eo anivon’ny antoko Malagasy Miara-Miainga ao amin’ny boriborintany fahatelo androany. Ny antoko politika izay manana adidy ihany koa amin’ny fanentanana ny olompirenena amin’ny zotram-pifidianana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici