Antoko MMM : nanatanteraka didipoitra faobe tao amin’ny kaominina Sadabe

0

Zaza miisa 100 androany no nisitraka didipoitra faobe tao amin’ny kaominina Sadabe distrikan’i Manjakandrina tafiditra anatin’ny fiarahamiasan’ny ny solombavambahoakan’ny Antoko Malagasy Miara Miainga sy ny kaominina. Hetsika natao entina hanamaivanana ny fahasahiranan’ny Ray amandreny any an-toerana.