Accueil Politique Antoko politika HVM : nametra-pialàna tsy ho filoha nasionaly ny antoko i RAKOTOVAO Rivo

Antoko politika HVM : nametra-pialàna tsy ho filoha nasionaly ny antoko i RAKOTOVAO Rivo

0
Antoko politika HVM : nametra-pialàna tsy ho filoha nasionaly ny antoko i RAKOTOVAO Rivo

Mazava izany izao, fa hirotsaka ho kandidà Filohampirenena i RAJAONARIMAMPIANINA Hery. Nametra-pialana tsy ho filoha nasionalin’ny antoko HVM omaly Zoma faha- 27 jolay i RAKOTOVAO Rivo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici