Antoko politika : maro no tsy mandray anjara amin’ny fifidianana

0

Maro amin’ireo antoko politika mijoro eto amn’ny firenena no tsy mandray anjara amin’ny fifidianana ankehitriny. Tsy fantatra mazava noho izany ny antom-pisian’izy ireny? Ilaina ny fandraisana fepetra mahakasika azy ireny, raha ny fanadihadiana natao.