Antsirabe : tovolahy kely iray nahavita “Frigo du désert” avy amin’ny tanimanga

0

Tovolahy kely iray, 22 taona avy ao Antsirabe no nahavita namokatra Frigo vita amin’ny tanimanga hahafahana mitahiry vokatra.  “Zeer pot”  na “Frigo de desert” amin’ny teny vahiny, na vata fampangatsihana vita amin’ny Tanimanga no nataony.