Accueil Société Antsirabe : vola mitentina 148 Tapitrisa Ariary lasan’ny jiolahy

Antsirabe : vola mitentina 148 Tapitrisa Ariary lasan’ny jiolahy

0
Antsirabe : vola mitentina 148 Tapitrisa Ariary lasan’ny jiolahy

Nitrangana fanafihana mitam-piadina indray tao Antsirabe renivohitra ny faran’ny herinandro lasa teo.  Jiolahy 04 dahy mirongo basy sy Antsy no niditra ankeriny tao amin’ny banky iray ary lasan’izy ireo tamin’izany ny vola mitetina 148 tapitrisa Ariary.