Antso Manamboninahitra

0

Nanao antso avo omaly maraina ireo Jeneraly sy manamboninahitra ambony eto amin’ny firenena, izay efa tsy am-perinasa intsony saingy mijoro ho an’ny tanindrazana. Antso izay miantefa mivantana ho an’ny mpitondra ankehitriny, ny mpitandron’ny filaminana am-perinasa ary ny vahoaka Malagasy. Araho ary izany antson’ny Jeneraly sy manamboninahitra ambony mijoro ho an’ny tanindrazana izany.