Accueil Politique Apipa : miantso ny fandraisan’andraikitry ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny SAMVA

Apipa : miantso ny fandraisan’andraikitry ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny SAMVA

0
Apipa : miantso ny fandraisan’andraikitry ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny SAMVA

Tohin’izay raharaha izay hatrany, manambara ny Apipa fa ny tsy fandraisan’andraikitry ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny SAMVA no isan’ny antony nahatonga ny arabe an’Antananarivo ho dibo-drano omaly. Taorian’ny fanadiovana ny tatatra sy ny lakan-drano natao ny taona 2018, tsy tokony hisy ny tranga toa ireny raha ny nambaran’izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici