Accueil Politique Apollo 21 : fandraharahana no nifandraisan’i Philippe F. tamin’i Paul RAFANOHARANA

Apollo 21 : fandraharahana no nifandraisan’i Philippe F. tamin’i Paul RAFANOHARANA

0
Apollo 21 : fandraharahana no nifandraisan’i Philippe F. tamin’i Paul RAFANOHARANA

Tohin’ny fitsarana ny raharaha Apollo 21, fandraharahana sy fananganana orinasa TSARA FIRST no nifandraisan’ilay teratany vahiny Philippe François sy Paul Rafanoharahana araka ny nivoitra androany tamin’ny fotoam-pitsarana. Ankoatra ity teratany vahiny ity, isan’ny niatrika fitsarana ihany koa ny vadiny.