Mihen-danja hatrany ny sandan’ny ariary mihoatra ny Euro raha ny tarehimarika hita ao amin’ny tranokalam-pifandraisan’ny banky foiben’i Madagasikara. Tsy misy fanazavana hatreto entin’ny tomponandraikitra mikasika io fihenandanjan’ny ariary io.