Art Classique : vitsy amin’ireo Malagasy no manome lanja azy.

0

Vitsy amin’ny Malagasy no manome lanja ny Art et Culture eto amintsika. Mifono fampianarana sy ny tantaran’ny firenena anefa izy ireny, ary manana ny maha izy azy amin’ny maha asa famoronana tsy manam-paharoa azy. Endrika maro no afaka anehoana izany eto amintsika ary maro ireo akora azo ampiasaina.