Asan-dahalo : mangataka ny fanafoanana ny Prefet de Region ireo mpihary ombigasy

0

Mangataka ny fanafoanana ny Prefet de region ireo mpikambana ao amin’ny Mpihary ombigasy eto amintsika. Isan’ny mapirongatra ny asan-dahalo eto amintsika izany, raha ny fanazavan’izy ireo, ankoatry ny fanondranana omby izay mbola mitohy hatramin’izao.