Accueil Société Atrik’asa K3F : mila mijoro mitondra fiovam-penitra mahery vaika

Atrik’asa K3F : mila mijoro mitondra fiovam-penitra mahery vaika

0
Atrik’asa K3F : mila mijoro mitondra fiovam-penitra mahery vaika

Nosokafana omaly maraina ny atrik’asa nasionaly karakarain’ny Komitin’ ny Fahamarinana, Fandriampahalemana ary Fiadanana, na isy aza ny fanakanana nokasain’ny mpitandro filaminana natao. Mpisehatra isan-tsokajiny amin’ny fiainampirenana, manodidina ny 800 no nisoratra anarana mandray anjara ami’io atrik’asa io. Anio ny fehinkevitra no havoaka aorian’ny atrik’asa, ary hatolotra ny FFKM hijerena vahaolana eto amin’ny firenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici