Accueil Société Autisme Madagascar : mangataka ny fanokafana ireo toby fandraisana an-tanana ny Autiste

Autisme Madagascar : mangataka ny fanokafana ireo toby fandraisana an-tanana ny Autiste

0
Autisme Madagascar : mangataka ny fanokafana ireo toby fandraisana an-tanana ny Autiste

Ahiana ho very avokoa ny fampianarana natao tamin’ny ankizy manana fahasamihafana na autiste nandritry ny fotoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana. Antony, tsy mety amin’ny Autiste ny mihiboka tanteraka raha ny fanazavana. Mangataka arak’izany ireo tomponandraikitra eo anivon’ autisme Madagascar ny hanokafana ireo toby manokana fandraisana an-tanana ireo olona manana fahasamihafana indrindra ireo ankizy, ho fitsinjovana azy ireo sy ny fianakaviny.