Bakalorea eto Antananarivo: nivaly androany

0

Androany no nivaly ny valim-panadinana bakalorea ho an’ny faritanin’ Antananarivo. Nahitam-piakarana eo amin’ny 3% ny taham-pahafahana raha hoarina tamin’ny taon-dasa. Toy ny isan-taona, teo amin’ny iray volana teo hatrany ny faharetan’ny fitsarana hatramin’ny famoahana ny valim-panadinana.