Accueil Politique Banky iraisam-pirenena : nanolotra famatsiam-bola fanampiny 150 Tapitrisa dolara

Banky iraisam-pirenena : nanolotra famatsiam-bola fanampiny 150 Tapitrisa dolara

0
Banky iraisam-pirenena : nanolotra famatsiam-bola fanampiny 150 Tapitrisa dolara

Nanolotra famatsiam-bola fanampiny mitentina 150 Tapitrisa Dolara ho an’i Madagasikara ny Banky iraisam-pirenena ary notanterahina androany teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny fanaovan-tsonia fifanarahana. Famatsiam-bola natokana hanohizana ireo tetikasa fiahiana ara-tsosialy efa nataon’ny fitondram-panjakana.