Banque Mondiale sy UNICEF : nanohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fanabeazana

0

Fanampiana mitentina 100 tapitrisa dolara Amerikanina no natolotry ny mpiara-miombon’antoka ho an’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, sy ny fampianarana teknika sy araka asa ho fitohizan’ny fiaraha-miasa ary ho fanatsarana sy fampiroboroboana ity sehatra ity. Tanjona ao anatin’izany ny éducation pour tous izay fanamby apetraky ny minisitera hanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara.