Accueil Sport Barea : ambony ny herjika hiatrehana ny lalaon’ny nosy

Barea : ambony ny herjika hiatrehana ny lalaon’ny nosy

0
Barea : ambony ny herjika hiatrehana ny lalaon’ny nosy

Vonona ny hiatrika ny lalaon’ny nosy tanterahana any Maurice ny BAREAN’i MADAGASIKARA. Ambony ny herjika hahazon’ny ekipampirenena malagasy vokatra tsara hoy ny mpanazatra. Nitsodrano sy nanolotra ny vatsin-dalana ho azy ireo androany minisitra mpiahy ny taranja baolina kitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici