Barean’i Madagasikara : hanala vela amin’ny Léopard RD Congo

0

Tontolon’ny fanatanjahantena taranja, ny Can 2019 tanterahana any Egypte. Voaporofo tamin’ireo lalao telo efa vita ny fahaiza-manaon’ny mpanazatra sy ny mpilalaon’ny Barea, tsy tokony hohamaivanina anefa ankilan’izay ny Léopard an’i RD Congo raha ny nambaran’ny mpanazatra ekipa nasionaly teo aloha androany.