Barean’i Madagasikara : nankasitraka azy ireo ny vahoaka Malagasy

0

Nankasitraka sy nisaotra ny Barean’i Madagsikara ny Malagasy manontolo tamin’ny lalana nodiavina nandritry iny lalao CAN 2019 iny. Ankafaliana no nanamaranan’ny mpankafy ny fijerena ny lalao alina. Isany niarahaba ny ekipa Malagasy ihany koa ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara. Rahampitso tolakandro no hotsenaina eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato izy ireo. Fanadihadiana.