Accueil Société Barikadimy Toamasina : hitokona manomboka rahampitso ireo mpandraharaha

Barikadimy Toamasina : hitokona manomboka rahampitso ireo mpandraharaha

0
Barikadimy Toamasina : hitokona manomboka rahampitso ireo mpandraharaha

Hiroso amin’ny fitokonana faobe ireo mpiasa miandraikitra ny fampiodinan-draharaha eo anivon’ny oniversiten’i Toamasina manomboka rahampitso zoma ary hanao fihetsiketsehana manoloana ny biraon’ny filohan’ny oniversite hitaky ny karaman’izy ireo roa volana.