Accueil Economie Bazar Ambonara – Nosy Be : naiditra anatiny avokoa ireo mpivarotra

Bazar Ambonara – Nosy Be : naiditra anatiny avokoa ireo mpivarotra

0
Bazar Ambonara – Nosy Be : naiditra anatiny avokoa ireo mpivarotra

Tsy ekena intsony ny fisian’ireo mpivarotra ivelany. Araka izany, naiditra anatin’ny tsena avokoa ireo mpivarotra manodidina ny 200 teo ivelan’ny Bazar Ambonara Nosy Be taorian’ny fanadiovana sy ny fandrarahana ranom-panafody ny tsena. Tanjona ny fanatsarana sy fanomezana endrika ny tanàna hoy ny eo anivon’ny kaominina.