«Bazar de Noël» : tontosa androany ny andiany faha-56

0

Tontosa androany tetsy Anosy ny andiany faha-56 amin’ny hetsika «Bazar de Noël» izay karakarian’ny WMG na ny Wednesday Morning Groupe. Hanampiana ny mpiara-belona amin’ny fanaovana asa soa ny vola azo mandritra ity hetsika ity, nandray anjara nandritra ny hetsika ny VMM na ny Vehivavy Malagasy Miara-Miainga amin’ny maha fikambanana mpanao asa soa azy.