Accueil Politique BENAIVO Andrianaly Narcisse : izy no hisolotena ireo Solombavambahoaka eny amin’ny CENI

BENAIVO Andrianaly Narcisse : izy no hisolotena ireo Solombavambahoaka eny amin’ny CENI

0
BENAIVO Andrianaly Narcisse : izy no hisolotena ireo Solombavambahoaka eny amin’ny CENI

BENAIVO Andrianaly Narcisse no nosafidin’ireo Solombavambahoaka hisolotena azy ireo eny anivon’ny Birao mahaleotena misahana ny fifidianana CENI, araka ny fifidianana notanterahin’ireo Solombavambahoaka androany teny amin’ny fivoriana ara-potoana. Hisolo ny toeran’ny filoha lefitry ny CENI avy hatrany izy ary hanapitra ny fepotoam-piasana hatramin’ny volana oktobra 2021. Na teo aza ny fifanolanana nisy teo amin’ny fanatanterahana ny fifidianana mahakasika ny fanatanterahana ny « Vote par procuration » ho an’ireo Solombavamlbahoaka tsy tonga, nizotra ampilaminana ny fifidianana.