Ben’ny tanàna : manana anjara toerana lehibe

0

Miantoka ny fampandehanan-draharaha eo anivon’ny kaominina iandreketany ny ben’ny tanàna. Izy no fototra iray lehibe mampandeha ny fitantanana eo anivon’ny kaominina misy azy. Ny vinam-pampandrosoana izay entin’ny kandidà hitondrana ny tanàna no fototra iray lehibe ny amin’ny handatsahan’ny vahoaka vato ho azy.