Besakay Ambatondrazaka : olona 18 no voasambotra

0

Ny fanadihadiana no hamaritra na hofoanana na tsia ny tanana nitrangan’ny famonoana zandary tao Besakay hoy i Jeneraly RAVALOMANANA Richard androany. Olona 18 ihany koa no voasambotra hatreto.