Accueil Politique BIANCO : kolikoly tamin’ny fandaniana ny lalàna hifehy ny fifidianana – tsy tapitra fa mbola mitohy ny fanadihadiana

BIANCO : kolikoly tamin’ny fandaniana ny lalàna hifehy ny fifidianana – tsy tapitra fa mbola mitohy ny fanadihadiana

0
BIANCO : kolikoly tamin’ny fandaniana ny lalàna hifehy ny fifidianana – tsy tapitra fa mbola mitohy ny fanadihadiana

Tsy tapitra hatreo akory ny fanadihadiana ireo Solombavambahoaka voarohirohy ho nandray vola 50 tapitrisa Ariary tamin’ny nandaniana ny lalàna hifehy ny fifidianana tamin’ny volana aprily taona 2017 ireny raha ny nambaran’ny Tale Jeneralin’ny BIANCO fa mbola mitohy ary tsy maintsy hatolotra ny fitsarana tsy ho ela ny raharaha.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici