Accueil Politique Bianco:  Takiana ny fampitoviana ny rehetra eo anatrahen’ny lalàna, hoy ny mpandinika politika

Bianco:  Takiana ny fampitoviana ny rehetra eo anatrahen’ny lalàna, hoy ny mpandinika politika

0
Bianco:  Takiana ny fampitoviana ny rehetra eo anatrahen’ny lalàna, hoy ny mpandinika politika

Tsy tokony hijanona eo amin’ny tatitra ihany ny Bianco eo amin’ny famongorana ny kolikoly eto Madagasikara raha ny nambarana mpandinika politika iray. Ilaina ny fampitoviana ny rehetra eo anatrehan’ny lalàna indrindra manoloana an’ireo raharaha mafana miseho eto amin’ny firenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici