Accueil Société BNGRC : hotsinjaraina araka ny fenitra napetraky ny « OMS » ny tolo-tanana

BNGRC : hotsinjaraina araka ny fenitra napetraky ny « OMS » ny tolo-tanana

0
BNGRC : hotsinjaraina araka ny fenitra napetraky ny « OMS » ny tolo-tanana

Mitombo hatrany ireo mandray anjara amin’ny tolo-tanana hanampiana ireo traboina manerana an’i Madagasikara vokatry ny fiakaran’ny rano farany teo. Tafiakatra 11 taonina sy 700 kilao ohatra hatreto ny vary voahangona. Namafisin’ny teo anivon’ny BNGRC fa hotsinjarana araka ny fenitra napetraky ny sampandraharaha iraisampirenena momba ny fahasalamana ny entana voahangona.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici