Bois de rose Singapour : Andrasana ato anatin’ny 10 andro ny valim-pitsarana.

0

Ato anatin’ny 10 andro no iandrasana ny valin’ny fitsarana ny raharaha fanondranana andramena miisa 3 alina tany Singapour. Tsy mbola foana ny sazin’ny CITES amin’ny fanondranana sy fitrandrahana harem-pirenena saingy miverina indray izany any amin’ny faritra avaratry ny nosy.