B’Tax Milay : nahazo fanomezana ireo nanaja bokin’andraikitra

0

Entina hankasitrahana ireo taxi be, manaja ny bokin’andraikitra indrindra eto Antananarivo, misy ny fanomezana fankasitrahana isam-bolana ataon’ny eo anivon’ny ministera tomponandraikitra, anatin’ny ilay hoe  » B’Tax Milay. Androany no nampahafantarina ny mpitatitra mendrika indrindra ny volana oktobdra teo, tamin’ireo mivondrona ao amin’ny rafitry ny GPS tec Company. Tanjona ny fampanarahan-dalàna ny mpitatitra.