Calendrier Scolaire

0

Taom-pianarana 2019 – 2020 : manomboka ny alatsinainy 28 Oktobra
Izay no hafatry ny minisitra tomponandraikitra manoloana ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra ho an’ny sekolim-panjakana. Ndeha harahintsika ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity kosa ny andinindininy mahakasika ny « Calendrier Scolaire » 2019 – 2020.