Accueil Société Canal des Pangalanes : tokony hisy ny fanarenana hoy ireo mponina

Canal des Pangalanes : tokony hisy ny fanarenana hoy ireo mponina

0
Canal des Pangalanes : tokony hisy ny fanarenana hoy ireo mponina

Manao antso amin’ny mpitondra Fanjakana ireo mponina ao Mananjary ny amin’ny tokony hanarenana ny Canal de Pangalane ao Mpangalana Sud, izay 6 km atsimon’i Mananjary. Miaka-bidy avokoa ny entana rehetra ary miaina ao anaty fijaliana ireo mpiampiasa iny renirano iny amin’izao fotoana raha ny nambaran’ireo mponina.