Carburant

0

Mahatratra 7 tapitrisa litatra ankehitriny ny tahiry ho an’ny Gasoil raha toa ka 1 tapitrisa litatra ho an’ny lasantsy. Ampy ho an’ny filan’ny mpanjifa ireo ambimbava ireo hoy ny fanazavan’ny Sekretera Jeneralin’ny GPM na Groupement Petrolier de Madagascar raha toa ka mirindra araky ny tokony ho izy ny fanjifana.