Carrière – Ambatomaro : misy milaza ho tompony ary hanala ireo mpitrandraka vato

0

Nanatanteraka fihetsiketsehana teny amin’ny carriere Ambatomaro omaly ireo mpitrandraka vato eny an-toerana. Antony, misy olona iray milaza fa tompony ary nikasa hametaka borne. Nambaran’ireo mpitrandraka vato fa tsy misy tompony ny tany fa an’ny fanjakana ary tsy hanaiky hatramin’ny farany izy ireo.