CENI : Fanatsarana sa « Révision » no atao ankehitriny? 

0

Manjavozavo ny fanazavana noentin’ny Filohan’ny CENI mahakasika ny fomba fiasan’ity Vaomiera Mahaleotena mikarakara ny fifidianana ity amin’izao fotoana izao.