Accueil Politique CENI : maherin’ny 26 Lavitrisa Ariary ny tetibola hanatanterahana ny « Refonte » ho an’ny taona 2022

CENI : maherin’ny 26 Lavitrisa Ariary ny tetibola hanatanterahana ny « Refonte » ho an’ny taona 2022

0
CENI : maherin’ny 26 Lavitrisa Ariary ny tetibola hanatanterahana ny « Refonte » ho an’ny taona 2022

Maherin’ny 26 Lavitrisa Ariary ny tetibola hanatanterahina ny fanaovaozana tanetraka ny lisim-pifidianana ho amin’ity taona 2022 ity raha ny nambaran’ny filohan’ny CENI androany. Tanjona ny havoasoratra olom-pirenena manan-jo hifidy miisa 13 500 000 anatin’ny lisim-pifidinana hoasiam-panavaozana raha ny fanazavana. Notanterahina androany ny atrikasa fampandinihana ny fomba hanatanterahina ny fanavaozana tanteraka ny lisim-pifidianana izay nokarakarain’ny CENI niarahana tamin’ireo mpisehatra samy hafa.