CENI : miandry ny teti-bola hanatanterahana ny fifidianana

0

Eo ampiandrasa ny teti-bola avy amin’ny fanjakana hanatanterahana ireo asa rehetra mahakasika ny fifidianana ben’ny tanàna sy ny mpanolotsain’ny tanàna ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana raha toa ka hanomboka ny 29 Aogositra izao ny fandraisana ireo antontan-taratasy filatsahan-kofidiana.